Asan’ny Apostoly 13:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Rehefa voavaky teo anatrehan’ny rehetra ny Lalàna+ sy ny Mpaminany, dia naniraka olona hilaza tamin’izy roa lahy ny mpitantana ny synagoga hoe: “Ry rahalahy, raha manana teny hampaherezana ny olona ianareo, dia teneno!” Asan’ny Apostoly Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 13:15 Fandalinana, Boky 2,
15 Rehefa voavaky teo anatrehan’ny rehetra ny Lalàna+ sy ny Mpaminany, dia naniraka olona hilaza tamin’izy roa lahy ny mpitantana ny synagoga hoe: “Ry rahalahy, raha manana teny hampaherezana ny olona ianareo, dia teneno!”