Asan’ny Apostoly 13:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nifidy ny razambentsika ny Andriamanitr’ity vahoakan’Israely ity ka nanandratra azy tamin’izy ireo nivahiny tany Ejipta, ary namoaka azy avy tany tamin’ny herin-tsandriny.+ Asan’ny Apostoly Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 13:17 Fandalinana, Boky 1,
17 Nifidy ny razambentsika ny Andriamanitr’ity vahoakan’Israely ity ka nanandratra azy tamin’izy ireo nivahiny tany Ejipta, ary namoaka azy avy tany tamin’ny herin-tsandriny.+