Asan’ny Apostoly 13:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “Ry rahalahy, taranak’i Abrahama sy ianareo matahotra an’Andriamanitra, nalefa ho antsika+ izany hafatra momba ny famonjena izany.
26 “Ry rahalahy, taranak’i Abrahama sy ianareo matahotra an’Andriamanitra, nalefa ho antsika+ izany hafatra momba ny famonjena izany.