Asan’ny Apostoly 13:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary rehefa notanterahin’izy ireo daholo izay voasoratra momba azy, dia nampidininy avy teo amin’ny tsato-kazo* izy, ary naleviny tao am-pasana.+
29 Ary rehefa notanterahin’izy ireo daholo izay voasoratra momba azy, dia nampidininy avy teo amin’ny tsato-kazo* izy, ary naleviny tao am-pasana.+