Asan’ny Apostoly 13:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 “Aoka àry ho fantatrareo, ry rahalahy, fa amin’ny alalany no hahazoana famelan-keloka, ary izany no torina aminareo.+
38 “Aoka àry ho fantatrareo, ry rahalahy, fa amin’ny alalany no hahazoana famelan-keloka, ary izany no torina aminareo.+