Asan’ny Apostoly 13:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Ary ambara ho tsy manan-tsiny amin’ny alalany koa izay rehetra mino.+ Tsy afaka nanambara anareo ho tsy manan-tsiny amin’ny zava-drehetra mantsy ny Lalàn’i Mosesy.+
39 Ary ambara ho tsy manan-tsiny amin’ny alalany koa izay rehetra mino.+ Tsy afaka nanambara anareo ho tsy manan-tsiny amin’ny zava-drehetra mantsy ny Lalàn’i Mosesy.+