-
Asan’ny Apostoly 13:42Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
42 Rehefa nivoaka avy tao amin’ny synagoga izy roa lahy, dia niangavy azy ireo ny olona mba hiresaka an’izany indray amin’izy ireo, ny Sabata manaraka.
-