Asan’ny Apostoly 13:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Rehefa nahita an’ireo vahoaka ireo ny Jiosy, dia velom-pialonana ka nanevateva sy nanohitra an’izay nolazain’i Paoly.+ Asan’ny Apostoly Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 13:45 w90 15/9 11 Asan’ny Apostoly Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 13:45 Ny Tilikambo Fiambenana,15/9/1990, p. 11
45 Rehefa nahita an’ireo vahoaka ireo ny Jiosy, dia velom-pialonana ka nanevateva sy nanohitra an’izay nolazain’i Paoly.+