Asan’ny Apostoly 15:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa nahoana ianareo izao no mitsapa toetra an’Andriamanitra, ka terenareo hasiana zioga ny vozon’ny mpianatra,+ nefa samy tsy nahazaka an’izany na isika na ny razambentsika?+ Asan’ny Apostoly Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 15:10 bt 106; w90 15/9 13 Asan’ny Apostoly Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 15:10 Torio, p. 106 Fandalinana, Ny Tilikambo Fiambenana,15/9/1990, p. 13
10 Koa nahoana ianareo izao no mitsapa toetra an’Andriamanitra, ka terenareo hasiana zioga ny vozon’ny mpianatra,+ nefa samy tsy nahazaka an’izany na isika na ny razambentsika?+