Asan’ny Apostoly 18:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nanohitra azy foana anefa ny Jiosy sady nanevateva azy, ka nakopak’i Paoly ny akanjony,+ ary hoy izy: “Ianareo ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesanareo.*+ Afaka adidy* aho.+ Hankany amin’ny olona hafa firenena+ aho manomboka izao.” Asan’ny Apostoly Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 18:6 bt 151; w96 1/10 21-22 Asan’ny Apostoly Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 18:6 Torio, p. 151 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,1/10/1996, p. 21-22
6 Nanohitra azy foana anefa ny Jiosy sady nanevateva azy, ka nakopak’i Paoly ny akanjony,+ ary hoy izy: “Ianareo ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesanareo.*+ Afaka adidy* aho.+ Hankany amin’ny olona hafa firenena+ aho manomboka izao.”