Asan’ny Apostoly 18:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Mbola nijanona tao andro vitsivitsy i Paoly. Nanao veloma an’ireo rahalahy izy avy eo, ary nandeha sambo nankany Syria, niaraka tamin’i Prisila sy Akoila. Nasain’i Paoly nohetezana fohy ny volony tany Kenkrea,+ satria nisy voady nataony. Asan’ny Apostoly Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 18:18 bt 152, 154; w08 15/5 32; w90 15/9 19 Asan’ny Apostoly Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 18:18 Torio, p. 152, 154 Fandalinana, Boky 2, Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,15/5/2008, p. 3215/9/1990, p. 19
18 Mbola nijanona tao andro vitsivitsy i Paoly. Nanao veloma an’ireo rahalahy izy avy eo, ary nandeha sambo nankany Syria, niaraka tamin’i Prisila sy Akoila. Nasain’i Paoly nohetezana fohy ny volony tany Kenkrea,+ satria nisy voady nataony.
18:18 Torio, p. 152, 154 Fandalinana, Boky 2, Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,15/5/2008, p. 3215/9/1990, p. 19