Asan’ny Apostoly 19:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Koa nirahiny ho any Makedonia ny roa tamin’ireo nikarakara azy, dia i Timoty+ sy Erasto.+ Izy kosa mbola nijanona kelikely tany amin’ny faritanin’i Azia.
22 Koa nirahiny ho any Makedonia ny roa tamin’ireo nikarakara azy, dia i Timoty+ sy Erasto.+ Izy kosa mbola nijanona kelikely tany amin’ny faritanin’i Azia.