Asan’ny Apostoly 21:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Efa hitan’izy ireo niaraka tamin’i Paoly tao an-tanàna mantsy i Trofimo+ Efesianina, ka noheveriny fa nampidirin’i Paoly tao amin’ny tempoly izy. Asan’ny Apostoly Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 21:29 w01 15/12 22-23 Asan’ny Apostoly Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 21:29 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,15/12/2001, p. 22-23
29 Efa hitan’izy ireo niaraka tamin’i Paoly tao an-tanàna mantsy i Trofimo+ Efesianina, ka noheveriny fa nampidirin’i Paoly tao amin’ny tempoly izy.