-
Asan’ny Apostoly 22:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Nihaino an’i Paoly izy ireo hatreo amin’izany teny izany. Dia niantsoantso mafy izy ireo avy eo hoe: “Fongory tsy ho eto an-tany intsony io lehilahy io, fa tsy mendrika ny ho velona!”
-