-
Asan’ny Apostoly 22:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 Koa nafahany izy ny ampitso ary nasainy nivory ny lehiben’ny mpisorona sy ny Fitsarana Avo Jiosy manontolo. Tiany ho fantatra mantsy hoe inona no tena antony niampangan’ny Jiosy an’i Paoly. Dia nentiny nidina tany amin’ilay toerana nivorian’izy ireo i Paoly ka nasainy nijoro teo afovoan’izy ireo.+
-