Asan’ny Apostoly 23:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Nijery tsara an’ireo anisan’ny Fitsarana Avo Jiosy i Paoly, ka hoy izy: “Ry rahalahy, nitondra tena tsara teo anatrehan’Andriamanitra aho, ka madio tanteraka ny feon’ny fieritreretako+ mandraka androany.”
23 Nijery tsara an’ireo anisan’ny Fitsarana Avo Jiosy i Paoly, ka hoy izy: “Ry rahalahy, nitondra tena tsara teo anatrehan’Andriamanitra aho, ka madio tanteraka ny feon’ny fieritreretako+ mandraka androany.”