-
Asan’ny Apostoly 23:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Fa hoy i Paoly: “Hamely anao koa Andriamanitra, ry rindrina voalalotra fotsy! Sady mipetraka hitsara ahy araka ny Lalàna ve ianao no mandika ny Lalàna ka manome baiko ny hamelezana ahy?”
-