Asan’ny Apostoly 23:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia nankany amin’ny lehiben’ny mpisorona sy ny anti-panahy izy ireo, ary niteny hoe: “Efa niozona* mafy izahay fa tsy hihinana na inona na inona mihitsy raha tsy efa matinay i Paoly.
14 Dia nankany amin’ny lehiben’ny mpisorona sy ny anti-panahy izy ireo, ary niteny hoe: “Efa niozona* mafy izahay fa tsy hihinana na inona na inona mihitsy raha tsy efa matinay i Paoly.