Asan’ny Apostoly 24:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Teo am-panaovana an’izany aho no hitan-dry zareo tao amin’ny tempoly. Efa nadio araka ny takin’ny Lalàna aho tamin’izay,+ ary tsy niaraka tamin’olona be dia be na nahatonga korontana. Fa nisy Jiosy avy any amin’ny faritanin’i Azia tao,
18 Teo am-panaovana an’izany aho no hitan-dry zareo tao amin’ny tempoly. Efa nadio araka ny takin’ny Lalàna aho tamin’izay,+ ary tsy niaraka tamin’olona be dia be na nahatonga korontana. Fa nisy Jiosy avy any amin’ny faritanin’i Azia tao,