Asan’ny Apostoly 24:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary tonga i Feliksa andro vitsivitsy taorian’izay, niaraka tamin’i Drosila vadiny, izay Jiosy. Dia nampaka an’i Paoly izy ka nihaino azy niresaka momba ny finoana an’i Kristy Jesosy.+ Asan’ny Apostoly Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 24:24 bt 194-195 Asan’ny Apostoly Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 24:24 Torio, p. 194-195 Fandalinana, Boky 2,
24 Ary tonga i Feliksa andro vitsivitsy taorian’izay, niaraka tamin’i Drosila vadiny, izay Jiosy. Dia nampaka an’i Paoly izy ka nihaino azy niresaka momba ny finoana an’i Kristy Jesosy.+