Asan’ny Apostoly 24:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Roa taona tatỳ aoriana anefa, dia nandimby an’i Feliksa i Porsio Festosy. Ary navelan’i Feliksa tao am-ponja i Paoly, satria te hahazo sitraka tamin’ny Jiosy+ izy. Asan’ny Apostoly Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 24:27 bt 195 Asan’ny Apostoly Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 24:27 Torio, p. 195 Fandalinana, Boky 1,
27 Roa taona tatỳ aoriana anefa, dia nandimby an’i Feliksa i Porsio Festosy. Ary navelan’i Feliksa tao am-ponja i Paoly, satria te hahazo sitraka tamin’ny Jiosy+ izy.