Asan’ny Apostoly 27:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Efa andro maro no tsy tazana intsony na ny masoandro na ny kintana, ary nahery be* ny tafio-drivotra namely anay, ka tsy dia nanantena firy ny ho voavonjy intsony izahay. Asan’ny Apostoly Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 27:20 bt 207 Asan’ny Apostoly Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 27:20 Torio, p. 207
20 Efa andro maro no tsy tazana intsony na ny masoandro na ny kintana, ary nahery be* ny tafio-drivotra namely anay, ka tsy dia nanantena firy ny ho voavonjy intsony izahay.