Asan’ny Apostoly 27:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 dia niteny hoe: ‘Aza matahotra, ry Paoly, fa tsy maintsy hijoro eo anatrehan’i Kaisara ianao.+ Ary hitsimbina ny ainao Andriamanitra sady hitsimbina ny ain’izay rehetra miara-dia aminao ato anaty sambo.’ Asan’ny Apostoly Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 27:24 w16.09 15-16 Asan’ny Apostoly Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 27:24 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),9/2016, p. 15-16
24 dia niteny hoe: ‘Aza matahotra, ry Paoly, fa tsy maintsy hijoro eo anatrehan’i Kaisara ianao.+ Ary hitsimbina ny ainao Andriamanitra sady hitsimbina ny ain’izay rehetra miara-dia aminao ato anaty sambo.’