Asan’ny Apostoly 27:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Dia hoy i Paoly tamin’ilay manamboninahitra sy ny miaramila: “Raha tsy mijanona ato anaty sambo ireo olona ireo, dia tsy ho voavonjy ianareo.”+
31 Dia hoy i Paoly tamin’ilay manamboninahitra sy ny miaramila: “Raha tsy mijanona ato anaty sambo ireo olona ireo, dia tsy ho voavonjy ianareo.”+