Romanina 2:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Fa tsy zavatra etỳ ivelany no maha Jiosy ny Jiosy,+ ary ny famorana+ koa tsy zavatra etỳ ivelany, na hoe eo amin’ny nofo. Romanina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 2:28 w98 1/2 16 Romanina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:28 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,1/2/1998, p. 16
28 Fa tsy zavatra etỳ ivelany no maha Jiosy ny Jiosy,+ ary ny famorana+ koa tsy zavatra etỳ ivelany, na hoe eo amin’ny nofo.