Romanina 9:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Tsy izay ihany fa niantsoantso hoatr’izao momba ny Israely i Isaia: “Na betsaka hoatran’ny fasika any an-dranomasina aza ny zanak’Israely, dia ny sisa amin’izy ireo ihany no hovonjena.+ Romanina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:27 Fandalinana, Boky 2,
27 Tsy izay ihany fa niantsoantso hoatr’izao momba ny Israely i Isaia: “Na betsaka hoatran’ny fasika any an-dranomasina aza ny zanak’Israely, dia ny sisa amin’izy ireo ihany no hovonjena.+