2 Korintianina 10:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Tsy izay midera tena mantsy no ankasitrahana,+ fa izay derain’i Jehovah.*+