26 Raha izany mantsy, dia ho voatery nijaly matetika izy nanomboka tamin’ny nanorenana an’izao tontolo izao. Efa niseho indray mandeha fotsiny anefa izy mandritra ny fotoana ifaranan’izao tontolo izao, mba hanala tanteraka ny ota amin’ny alalan’ilay sorona nataony.+