-
Apokalypsy 2:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 ‘Fantatro izay ataonao sy ny fitiavanao sy ny finoanao sy ny fanompoanao ary ny fiaretanao. Fantatro koa fa betsaka kokoa noho ny nataonao tamin’ny voalohany ny nataonao tatỳ aoriana.
-