Apokalypsy 4:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 dia niankohoka teo anatrehan’Ilay nipetraka teo ambonin’ny seza fiandrianana ny anti-panahy 24,+ ka nivavaka tamin’Ilay velona mandrakizay mandrakizay, sady nanipy ny satroboninahiny teo anoloan’ny seza fiandrianana ary niteny hoe: Apokalypsy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 4:10 re 81-82 Apokalypsy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:10 Apokalypsy, p. 81-82
10 dia niankohoka teo anatrehan’Ilay nipetraka teo ambonin’ny seza fiandrianana ny anti-panahy 24,+ ka nivavaka tamin’Ilay velona mandrakizay mandrakizay, sady nanipy ny satroboninahiny teo anoloan’ny seza fiandrianana ary niteny hoe: