Apokalypsy 12:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary tera-dahy+ ilay vehivavy, dia zazalahy hiandry* ny firenena rehetra amin’ny tehina vy.+ Dia nosintonina* haingana ilay zanany ka nentina nankany amin’Andriamanitra sy ny seza fiandrianany. Apokalypsy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 12:5 re 177-180; jv 78; w89 15/3 14 Apokalypsy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 12:5 Fandalinana, Apokalypsy, p. 177-178, 179-180 Mpitory, p. 78 Hiaina Mandrakizay, p. 117 Ny Tilikambo Fiambenana,15/3/1989, p. 14
5 Ary tera-dahy+ ilay vehivavy, dia zazalahy hiandry* ny firenena rehetra amin’ny tehina vy.+ Dia nosintonina* haingana ilay zanany ka nentina nankany amin’Andriamanitra sy ny seza fiandrianany.
12:5 Fandalinana, Apokalypsy, p. 177-178, 179-180 Mpitory, p. 78 Hiaina Mandrakizay, p. 117 Ny Tilikambo Fiambenana,15/3/1989, p. 14