25 Kanjo tamin’ny andro fahatelo, raha mbola nanaintaina ireo lehilahy,+ dia nandray ny sabany ny zanak’i Jakoba roa lahy, dia i Simeona sy Levy,+ anadahin’i Dina.+ Koa niditra tao an-tanàna izy ireo, ary tsy nisy niahiahy hoe hamono ny lahy rehetra tao izy ireo.+