Genesisy 46:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia niala tao Beri-sheba i Jakoba. Ary nentin’ny zanak’i Israely tamin’ny sarety nalefan’i Farao hitondrana azy i Jakoba rainy, mbamin’ny zanak’izy ireo madinika sy ny vadin’izy ireo.+
5 Dia niala tao Beri-sheba i Jakoba. Ary nentin’ny zanak’i Israely tamin’ny sarety nalefan’i Farao hitondrana azy i Jakoba rainy, mbamin’ny zanak’izy ireo madinika sy ny vadin’izy ireo.+