Genesisy 46:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nentin’izy ireo koa ny biby fiompiny sy ny fananana voangony tany Kanana.+ Farany, dia tonga tany Ejipta i Jakoba sy ny zanany rehetra niaraka taminy. Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 46:6 Fandalinana, Boky 1,
6 Nentin’izy ireo koa ny biby fiompiny sy ny fananana voangony tany Kanana.+ Farany, dia tonga tany Ejipta i Jakoba sy ny zanany rehetra niaraka taminy.