Genesisy 19:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ary niakatra avy teo Zoara i Lota taorian’izany, ka nonina teny amin’ny faritra be tendrombohitra niaraka tamin’ny zanany roa vavy,+ satria natahotra ny hipetraka tao Zoara+ izy. Koa nipetraka tao anaty lava-bato izy sy ny zanany roa vavy.
30 Ary niakatra avy teo Zoara i Lota taorian’izany, ka nonina teny amin’ny faritra be tendrombohitra niaraka tamin’ny zanany roa vavy,+ satria natahotra ny hipetraka tao Zoara+ izy. Koa nipetraka tao anaty lava-bato izy sy ny zanany roa vavy.