Genesisy 30:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia nirehitra tamin’i Rahely ny fahatezeran’i Jakoba, ka hoy izy:+ “Izaho angaha solon’Andriamanitra izay tsy nanome zanaka anao?”+
2 Dia nirehitra tamin’i Rahely ny fahatezeran’i Jakoba, ka hoy izy:+ “Izaho angaha solon’Andriamanitra izay tsy nanome zanaka anao?”+