Genesisy 30:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary hoy i Labana taminy: “Raha mahazo sitraka aminao aho, dia mijanòna re e! Hitako tamin’ny fambara mantsy fa noho ianao no itahian’i Jehovah ahy.”+
27 Ary hoy i Labana taminy: “Raha mahazo sitraka aminao aho, dia mijanòna re e! Hitako tamin’ny fambara mantsy fa noho ianao no itahian’i Jehovah ahy.”+