Genesisy 30:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ary hoy i Labana: “Inona àry no homeko anao?” Dia hoy i Jakoba: “Tsy misy tokony homenao ahy!+ Fa raha izao no hataonao, dia mbola hiandry ny ondry aman’osinao aho,+ ka hiambina azy foana:+
31 Ary hoy i Labana: “Inona àry no homeko anao?” Dia hoy i Jakoba: “Tsy misy tokony homenao ahy!+ Fa raha izao no hataonao, dia mbola hiandry ny ondry aman’osinao aho,+ ka hiambina azy foana:+