-
Genesisy 30:35Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
35 Koa natokan’i Labana tamin’iny andro iny ny osilahy misoritsoritra sy mara, sy ny osivavy sada sy mara rehetra, sy izay rehetra misy fotsy, ary ny vantotr’ondrilahy mivolontsôkôla rehetra, ka natolony teo an-tanan’ny zanany lahy.
-