Genesisy 34:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary aoka hisy fifanarahana eo amintsika,+ ka ny zanakareo vavy homenareo ho vadin’ny zanakay lahy, ary ny zanakay vavy kosa halainareo ho vadin’ny zanakareo lahy.+
9 Ary aoka hisy fifanarahana eo amintsika,+ ka ny zanakareo vavy homenareo ho vadin’ny zanakay lahy, ary ny zanakay vavy kosa halainareo ho vadin’ny zanakareo lahy.+