Genesisy 34:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Koa hoy izy ireo tamin’izy mianaka: “Tsy azonay atao ny manome ny anabavinay ho an’ny lehilahy tsy mifora,+ fa manala baraka anay izany.
14 Koa hoy izy ireo tamin’izy mianaka: “Tsy azonay atao ny manome ny anabavinay ho an’ny lehilahy tsy mifora,+ fa manala baraka anay izany.