Eksodosy 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nivoaka indray anefa izy ny ampitso, ary indreo nisy Hebreo roa lahy niady, ka hoy izy tamin’ilay diso: “Nahoana ianao no mamely ny namanao?”+
13 Nivoaka indray anefa izy ny ampitso, ary indreo nisy Hebreo roa lahy niady, ka hoy izy tamin’ilay diso: “Nahoana ianao no mamely ny namanao?”+