Eksodosy 18:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia lasa i Jetro rafozany mbamin’ny vady aman-janak’i Mosesy, nankany amin’i Mosesy tany amin’ilay tany efitra nilasiany, teo amin’ny tendrombohitr’ilay tena Andriamanitra.+ Eksodosy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 18:5 ijwia lahatsoratra 7 Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 18:5 Tahafo ny Finoan’izy Ireo, lahatsoratra 7 Fandalinana, Boky 1,
5 Dia lasa i Jetro rafozany mbamin’ny vady aman-janak’i Mosesy, nankany amin’i Mosesy tany amin’ilay tany efitra nilasiany, teo amin’ny tendrombohitr’ilay tena Andriamanitra.+