Eksodosy 18:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia nampilaza tamin’i Mosesy izy hoe: “Tonga atỳ aminao izaho Jetro+ rafozanao, miaraka amin’ny vadinao mbamin’ny zanany roa lahy.”
6 Dia nampilaza tamin’i Mosesy izy hoe: “Tonga atỳ aminao izaho Jetro+ rafozanao, miaraka amin’ny vadinao mbamin’ny zanany roa lahy.”