Eksodosy 18:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia faly i Jetro noho ny soa rehetra nataon’i Jehovah ho an’ny Israely, tamin’ny namonjeny azy teo an-tanan’ny Ejipsianina.+
9 Dia faly i Jetro noho ny soa rehetra nataon’i Jehovah ho an’ny Israely, tamin’ny namonjeny azy teo an-tanan’ny Ejipsianina.+