Eksodosy 18:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa hoy izy: “Hisaorana anie i Jehovah, izay namonjy anareo teo an-tanan’ny Ejipsianina sy teo an-tanan’i Farao, sady namonjy ny vahoaka teo ambany fifehezan’ny Ejipsianina!+
10 Koa hoy izy: “Hisaorana anie i Jehovah, izay namonjy anareo teo an-tanan’ny Ejipsianina sy teo an-tanan’i Farao, sady namonjy ny vahoaka teo ambany fifehezan’ny Ejipsianina!+