Eksodosy 18:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nipetraka toy ny mahazatra mba hitsara ny vahoaka i Mosesy, ny ampitson’iny.+ Ary nijajirika teo anoloany ny vahoaka, nanomboka tamin’ny maraina ka mandra-paharivan’ny andro. Eksodosy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 18:13 w13 1/2 6 Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 18:13 Ny Tilikambo Fiambenana,1/2/2013, p. 6
13 Nipetraka toy ny mahazatra mba hitsara ny vahoaka i Mosesy, ny ampitson’iny.+ Ary nijajirika teo anoloany ny vahoaka, nanomboka tamin’ny maraina ka mandra-paharivan’ny andro.