FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 18:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia nahita izay rehetra nataon’i Mosesy ho an’ny vahoaka ny rafozany, ka hoy izy: “Inona ity asa ataonao ho an’ny vahoaka ity? Nahoana no ianao irery no mipetraka mandrakariva, ary ny olona rehetra mijajirika eo anatrehanao, manomboka amin’ny maraina ka mandra-paharivan’ny andro?”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara