21 Mifantena anefa lehilahy eo anivon’ny olona rehetra, dia lehilahy mahay,+ matahotra an’Andriamanitra,+ azo itokisana,+ ary tsy tia tombony azo amin’ny tsy rariny.+ Dia tendreo izy ireo ho lehiben’ny arivo,+ sy lehiben’ny zato, sy lehiben’ny dimampolo, ary lehiben’ny folo.+