Eksodosy 18:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Dia nifantina lehilahy mahay teo anivon’ny Israely rehetra i Mosesy, ka nanendry azy ho lohandohany teo amin’ny vahoaka,+ dia lehiben’ny arivo, sy lehiben’ny zato, sy lehiben’ny dimampolo, ary lehiben’ny folo. Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 18:25 Fandalinana, Boky 1,
25 Dia nifantina lehilahy mahay teo anivon’ny Israely rehetra i Mosesy, ka nanendry azy ho lohandohany teo amin’ny vahoaka,+ dia lehiben’ny arivo, sy lehiben’ny zato, sy lehiben’ny dimampolo, ary lehiben’ny folo.